| |
Amin'ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay fa ny zanaka malalanay
Herisoa Thierry ANDRIAMIAKATRA
Professeur de Mathématiques au lycée Sophie Lumina,
Saint-Laurent du Maroni en Guyane française,
Amérique du Sud. |
|
Dia nantsoin'ny Ray hody any Aminy tamin'ny 13 Oktobra 2013 tany Guyane française, teo amin'ny faha-36 taonany.
Hoy :
Ny reniny : ANDRIAMIAKATRA RAVOLOLONIRINA Suzanne (Bras Panon, La Réunion).
Ny iray tampo aminy :
- ANDRIAMIAKATRA Fidisoa Alain sy Nathalie ary ny zanany Cléia, Elise, Maxence, Théo (Bras Panon, La Réunion).
- Dr ANDRIAMIAKATRA Serge sy Lanto ary ny zanany Fabien, Mickaël, Tina (Toulouse).
- ANDRIAMIAKATRA Guy Roland sy Corinne ary ny zanany Déborah, Charles, Boris (Saint-Denis, La Réunion).
- LESAGE Florent sy Dominique ary ny zanany Katia (Saint-Denis, La Réunion).
RAMAROSON Paul sy ny zanany Christian (Saint-Denis, La Réunion).
Ny iray tampo amin’ny rainy :
- RAKOTONDRAZAKA ANDRIAMIAKATRA Samuel mivady sy ny zanaka aman-jafiny.
- RANAIVOSON Lucie Berthe sy ny zanaka aman-jafiny.
- Terak'Itpvavy RATSIORY Julie Céline.
- Terak'Itpklahy RAFIDIMANANA Callixte sy Itpkvavy RAZAFIARISOA Victorine Angéline.
- Terak'Itpklahy RAZAFINDRAKOTO Théophile sy Itpvavy RAZAFINDRAFARA Christine Agnès.
- RAKOTONIAINA Monique Yvonne sy ny zanaka aman-jafiny.
- RAZAFIMANDIMBY Volasoa Léa sy ny zanaka aman-jafiny.
Ny iray tampo amin’ny reniny :
- Vady navelan'Itpklahy RAMAROKOTO Emile Roger sy ny zanaka aman-jafiny (Montpellier).
- RASOLONIAINA Rakotonizao Marcel sy Margot ary ny zanaka aman-jafiny.
- RAKOTOMALALA Célestin et Mavo et ny zanaka aman-jafiny
- RAKOTOMAHARO Victor Emile sy Lucie ary ny zanaka aman-jafiny.
- RAMAROKOTO Norosoa Lalao.
- RAMAROKOTO Andriamihaja Emile sy Lalatiana Arlette ary ny zanany.
- MILSON Céline sy ny zanaka aman-jafiny.
- ANDRIAMANDROSO Adolphe sy Faratiana ary ny zanany.
Ny Havany :
- Taranak'Itpklahy RAZAFINDRAZAKA (Mpamoron-kira : Esory re ry Raiko).
- Taranak'Itpklahy RAMIAKATRA sy Itpkvavy RAZAFINDRAFARA.
- Taranak'Itpklahy RAZAKA Justin sy RAZANADRAIBE.
- Terak'Itpklahy RAKOTOMAVO ANDRIAMIAKATRA Ignace sy Itpkvavy RATSARAIBE Justine.
- Ny zanaka ampielezana Falihavana Ampangabe Ambohitrimanjaka.
- Terak'Itpklahy RAZANAKOTO Bernard.
- Terak'Itpklahy RAINITSIMBA sy Itpkvavy RAMIADANA.
- Ny fianakaviana manontolo.
- Ny Révérend Père sy ny Paroasy Trinité Masina Mangasoavina.
- Ny Fiangonana Notre Dame de Lourdes Ampangabe Ambohitrimanjaka.
- Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana Tranovato FJKM Anjanahary Maritiora.
- Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Ambohipanja Fitiavana.
Ny razana dia efa nalevina ny Alahady 27 Oktobra lasa teo, tao amin'ny Cimetière de Bras-Panon, La Réunion.
Ny fanompoam-pivavahana hanomezam-boninahitra an'Andriamanitra sy ho fialantsasatrin'ny fanahiny dia ho tanterahina ao amin'ny Paroasy Trinité Masina MANGASOAVINA,ny Asabotsy 2 novambra 2013, amin'ny 10 ora maraina.
Ny fianakaviana dia hivory aorian'ny fotoam-bavaka ao Androhibe Lot II M 35 Bis (près Soeurs Religieuses Trinitaires de Valence-Noviciat) ny tontolo andro.
"Ankehitriny, ry Tompo, vao alefanao am-piadanana araka ny teninao ny mpanomponao,
fa ny masoko nahita ny famonjena avy aminao," (Lioka 2: 29 - 30).
ITY NO SOLON'NY FAMPANDRENESANA
|
|